| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra | 1 miteraha fito lahy fito vavy | 
| Singan-teny | 2miteraha, 3fito, 4lahy, 5vavy | 
| Sokajin-teny | 6 kambanteny | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
7 firariana atao ho an' ny mpivady vao mba hiteraka maro, ho maro fara sy dimby [1.1] | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 | 
 |