| Entrée | 1 miteraka | 
| Radical | 2 teraka | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Mamoaka avy ao an-kibo, mandatsaka an-tany: Iza no anaran' ny reny niteraka anareo? Mahavokatra, manome: Mitera-bony avokoa ny hazo rehetra amin' izao fotoana izao Mahatonga, mitarika: Miteraka aretin' andaha ny aretina sasantsasany (vola) Misy zanany, manàna: Aoka hotsaroanao fa tsy niteraka ny volako tany aminao [1.1] | 
| Explications en français | 5   accoucher, enfanter, vêler, engendrer [1.13] 6 accoucher [Sakalava-Mayotte] [1.405] | 
| Exemples | 7   Endre, anaka, ny mahafinaritra no miteraka ny mahasoa indrindra amin'ny reraka toa anao izao.
[2.324] 8 Ny Fahatezerana niteraka Fahoriana. [2.5] | 
| Morphologie | 
 | 
| Tous les mots composés | 13 6 combinaisons de ce mot | 
| Vocabulaire | 14 Biologie | 
| Proverbes | 15 Proverbes contenant ce mot | 
| Anagrammes | 16 matarike, 17 miraketa, 18 miretaka, 19 miteraka | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |