|
|
|
|

Teny iditra1  mitohy
Fototeny  2 tohy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mampiditra zavatra maro mifanarakaraka amin' ny kofehy na amin'ny tsora-by: Nitohy vakana anikeheo ny zokinay
5 a) misy tsy tapaka, tsy misy fiatoana: Nitohy ny ranonorana nandritra ny herinandro ka vaky ny fefiloha
6 b) mifanarakaraka betsaka: Nahita soavaly betsaka nitohy teny an-dalana izahay [1.1]
7 tsy miato [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  8 Enfiler des perles, de la viande etc.
9 être ajouté, uni, enfilé; continuer, comme la pluie, comme un procès, ne pas discontinuer, se suivre: Nitohy ny ranonorana nandritra ny herinandro (La pluie n’a pas discontinué pendant une semaine) ~ Nitohy tsara ny laha-teny nataony (Son discours se suivait bien) ~ Nisy ramole betsaka nitohy teny an-dàlana (Il y avait beaucoup de mulets qui se suivaient sur la route) [1.3#710]
10 continu [1.13]
Ohatra  11  Fa ny firavoravoana dia mbola mitohy. [2.508#]
12  Dia miditra mitohy ao ihany ny kabary. [2.245#]
13  fa raha mitohy ihany dia mahatratra ny lanitra. [2.69#]
Haiendriteny 
14  Ny ankehitriny :
15  Ny lasa :
16  Ny hoavy :
17  Filaza mandidy :
Mpanahaka  18  manaoranolava
Kamban-teny rehetra  19  Fikambanana 11 amin' io teny io
Ohabolana  20  Ohabolana misy io teny io
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08