Entrée |
mitombina
(tombina)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mipetraka (olona na biby ihany): Tsy afaka mitombina izy fa misy vay lahy kely ao amin' ny fipetrahany ao Tsara fototra: Mitombina tsara ity tranonao ity izany Mipetraka milamina tsy manana ahiahy: Mitombina tsara amin' ny fokontany vao nifindrany izy Misy antony, misy fototra tsara: Tsy mitombina velively izany ahiahinao izany [1.1]
|
| Tsara fototra ka marin-toerana [1.13]
|
Explications en français | Stable [1.13]
|
Exemples | Ramanambeloma mivady kosa no mitombina sy mandry ilika manoloana izany rehetra izany.
[2.470]
|
Morphologie |
Présent : |
mitombina |
Passé : |
nitombina |
Futur : |
hitombina |
Impératif : |
mitombèna |
|
Mots composés |
|
|