|
|
|
|

Entrée1  mitotototo
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  totototo
Explications en malgache  4  [1.1] Mivezivezy manao dia maika etsỳ sy eroa tsy misy vokany toy inona; miraparapa, mipapapapa, miapanapana: Nitotototo hatraiza hatraiza izy, nefa tsy nahazo ohatrinona akory
Miroahana, miahiahy be: Mitotototo be ihany ny saiko
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
8  Impératif :
Tous les mots composés 
Proverbes  10  Proverbes contenant le mot mitotototo

Mis à jour le 2025/09/12