Entrée | 1 mitroatra |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Radical | 3 troatra |
Explications en malgache |
4 [1.1] Miala tampoka amin' izay misy ny tena noho ny hatairana: Nitroatra Rakoto raha vao nahare ilay feo niantso azy Taitra tampoka ka mandrifatra: Nitroatra Ikalamena ka tsy tana |
Explications en anglais |
5 [1.7] to jump about; to be carried away by anger |
Explications en français |
6 [1.8] sauter, bondir; se laisser emporter par la colère |
Exemples |
7 [2.472] Notazonina ela loatra angamba ny fo, ka rahefa ela na raha tojo fandonana mafy noho ny isan' andro, tsy tana fa mitroatra.
|
Morphologie |
|
Proverbes | 12 Proverbes contenant le mot mitroatra |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |