| Entrée | 1 mitsangam-pe olona |
| Mots élémentaires | 2 mitsangana, 3 fe, 4 olona |
| Partie du discours | 5 locution |
| Explications en malgache |
6 ilazana ny olona afa-baraka sy tsinontsinona, tsy misy hajany kely akory fa "mitsangana fa hoe olona" fotsiny [1.1] |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|