| Entrée | 1 mitsapatsapaka |
| Radical | 2 tsapatsapaka |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Allégation |
4 |
| Exemples |
5 Toa tsy hainy ary halany ny mitsapatsapaka foana: satria toa tsy ampy fanahy ny toa izany.
[2.296#]
6 Ny fiakarana mideza, avo sy manoatra lavitra noho ny miakatra amin' ny toerana sasany, noho ireo vatolampy sy vato mitsivalambalana eny amin'ny làlana, ny làlana mitsapatsapaka sy mitontongatongana ary feno hadiha. [2.588#] |
| Mis à jour le 2024/12/11 |
|