|
|
|
|

Teny iditra1  mitsararàka
Fototeny  2 tsaraka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Enti-milaza akanga maneno: Mihoraka ny sahona ary mitsararàka ny akanga. [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
Voambolana  8  Feo 9  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02