Entrée | 1 mitselika |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Radical | 3 tselika |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mailaka, kinga Mandeha haingana: Mitselika Ikoto rehefa misy zavatra anirahana azy Maka, mangalatra amim-pahamailahana: Nisy nitselika lahy ny lambako nihantona teto! |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |