Entrée | 1 mitsikilo |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Radical | 3 tsikilo |
Explications en malgache |
4 [1.1] Manao ara-maso sy mihainohaino izay ataon' ny olona iray nefa tsy hitany: Mitsikilo izay rehetra ataonao anie Rangahy io ka mitandrema ianao Mitily, mitaratra, mizaha taratra: Ianao, rahampitso, no hitsikilo ny fahavalo |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |