Entrée | mitsilopilopy (tsilopilopy) | |
Partie du discours | verbe actif ou adjectif | |
Explications en malgache | Tsy mazava tsara; mipendrampendrana: Mitsilopilopy ny jiro fa efa kely sisa ny solika (Asa na taozavatra) Tsy mandroso, (fiainana) mahantrahantra: Mitsilopilopy ny varony hatramin' izay tsy fisian' ny entam-barotra avy any am-pita izay. / Mitsilopilopy ny fiainany noho ny fahanterany [1.1] | |
Mis à jour le 2023/01/05 |