|
|
|
|

Teny iditra1 mitsimbadika
Fototeny  2tsimbadika
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mihodina dia mikodia: Notsofin' ny rivotra ka nitsimbadika ilay vatan-kazo. / Nitsimbadika teo am-pandriana ilay zaza
Mihohoka, mivadika ambony ambany: Nitsimbadika ny siny
Mivadibadika, miova tanteraka: Nitsimbadika ny toe-javatra ka ny mpitondra omaly nanjary nenjehina ny ampitso [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  9fanapahana mitsimbadika

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08