|
|
|
|
Teny iditra
1
mitsi
pai
kona
Fototeny
2
tsipaikona
Sokajin-teny
3
matoanteny na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy
4
Mihodina na mamindra mitsirapadrapaka, tsy mba misonenika.
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
mitsi
pai
kona
6
Ny lasa :
nitsi
pai
kona
7
Ny hoavy :
hitsi
pai
kona
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12