| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra | 1 mitsongitike | 
| Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
3 mitsoriaka, tsy tra-maso, mikipy, miporitsaka: Mitsongitika añaty akata añe iñy voalavo be iñy (nitsoriaka any anaty ahitra any iny voalavo be iny) [Tanala]
 [1.78] | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 | 
 |