|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mivala
Fototeny  2vala
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Misy fefy manodidina: Efa mivala ve ny ombinareo? [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 être entouré [1.3#804, 1.196]
6 être séparé [1.3#804]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :

Teny iditra (2/2)10 mivala
Sokajin-teny  11 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  12 manaraka ny lalan-drano [Bara] [1.78]

Fivaditsoratra  13 mavila, 14 mivala

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12