| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra | 1 mivalombalona | 
| Fototeny | 2valombalona | 
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
4 Mihetsika toy ny rano tsofin' ny rivotra ka misy mivohitra ary misy lempona: Lamba mivalombalona [1.1] 5 miendrika onja madinika [1.13]  | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
6 ondulé [1.13] | 
| Ohatra | 
7 Ny tratrany mivelatra, ny nofon-tsandriny mivalombalona.
[2.499#] 
 8 Mavo matroka ny eto akaiky : mitopatopa, mivalombalona, mitosaka eny anivon' ny torapasika mavo mena, feno akorandriaka sy ihazakazahan' ny foza mena kely an-jatony! [2.499#]  | 
| Haiendriteny | 
  | 
| Kamban-teny rehetra | 12takelaka mivalombalona | 
| Fivaditsoratra | 13 mivalombalona, 14 mivolambolana | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 | 
 |