Entrée | 1 mivaly |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Radical | 3 valy |
Explications en malgache |
4 [1.1] Misy valiny: Mbola tsy nivaly ihany ny taratasy nalefako tany amin' ny Minisitry ny Fampianarana Misy setriny: Mahareta fa mbola hivaly ihany izao fihafianao izao indray andro any! Hita ao ambadika: Manify ny taratasy ka mivaly ao ambadika ny soratra |
Morphologie |
|
Proverbes | 8 Proverbes contenant le mot mivaly |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |