|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mivatsy |
| Fototeny | 2 vatsy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mitondra vatsy na sakafo entina hivahiny: Tokony hivatsy rehefa mivahiny fa tsy fantatra ny dia
5 Mitondra: Mivatsia fitaovana sy fiadiana ihany fa mangingina ny lalana [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to take along provisions for a journey
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 prendre des provisions pour un voyage
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|