Entrée |
mivelona
(velona)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mahazo izay mitana ny aina: Mivelona amin' ny zezika ny zavamaniry ary amin' ny sakafo ny zavamananaina Mahazo tombony: Mivelona amin' ny ranomason' ny kamboty io olona tsy mifaditrovana io [1.1]
|
Explications en anglais | To live by something; to live in a certain condition [1.7]
|
Explications en français | Gagner sa vie d'une certaine manière; vivre d'une certaine façon [1.8]
|
Exemples | Tsy manan-jo hivelona akory aza isika, saingy leferiny fotsiny".
[2.471]
|
Morphologie |
Présent : |
mivelona |
Passé : |
nivelona |
Futur : |
hivelona |
Impératif : |
miveloma |
|
Proverbes |
|