|
|
|
|

Teny iditra1  mively ba
Singan-teny  2 mively, 3 ba
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 manamarika ny ban-kira amin' ny tehina kely izay entina hanoritana tsipika roa na telo na efatra. [1.1]
Voambolana  6  Feon-kira: (amin' ny ankapobeny)

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12