| Entrée | 1 mivezivezy | 
| Radical | 2 vezivezy | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Mandeha atsý sy are, mitotototo mankatsy mankaroa, mivoivoy: Nivezivezy eran' ny mpivaro-boky rehetra aho nitady ilay boky tantara fa tsy nahita Miriorio foana mankatsy sy mankaroa, mirenireny: Mitandrema tsara fa misy jirika mivezivezy, hono, ato anatin' ity ala diavintsika ity [1.1] 5 to roam [1.32.mg#277] | 
| Explications en anglais | 6   to wander, to ramble [1.7] | 
| Explications en français | 7   errer par-ci par-là [1.8] | 
| Exemples | 8   Raha mivezivezy amin' ny fandrosoan-tsakafo eo izy, dia tsy adinony velively izy efatra mianadahy zanany:
[2.470] 9 Nisy andian-miaramila nivezivezy isan' alina. [2.472] | 
| Morphologie | 
 | 
| Analogues | 14 mivoivoy, miasa dia, mandehandeha, mivezika atsy mivezika aroa, maniasia, miriorio, misedisedy, mirenireny, mipempena, manjenjena, mihelohelo, mihenjy, misiontsiona, mijongojongo, mizionjiona, miselontselona, mitsakatsaka, mihebikebika, mihebiheby, mijaingijaingy, tsy mahatombin-tsiraka, firaka atakalo, misidiondiona | 
| Proverbes | 15 Proverbes contenant ce mot | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |