|
|
|
|

Entrée1  mividy
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  vidy
Explications en malgache  4  [1.1] Mandoa vola atao takalon' ny zavatra iray: Mandehana mividy henan-kisoa any an-tsena haingana fa manambahiny isika
Explications en anglais  5  [1.7] to buy
Explications en français  6  [1.8, 1.13] acheter
Exemples  7  [2.4] Niara-nivarotra teo am-pivarotana tamin' i Dada sy Neny aho no niditra nividy zavatra izy.
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :
Tous les mots composés 
Vocabulaire  14  Economie: (en général)
Proverbes  15  Proverbes contenant le mot mividy

Mis à jour le 2025/09/12