|
|
|
|

Teny iditra1  mivoy
Fototeny  2 voy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mampisosa ny lakana amin' ny fikapohana ny rano miverina raha tiana handroso ny lakana ary mandroso raha tiana hiverina ny lakana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to paddle a canoe, to row a boat [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 pagayer [1.8]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08