Entrée |
mizahozaho
(izahozaho (izaho))
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Manao ny tena ho zavatra; manambony tena; rehefa miteny tsy manankotenenina afa-tsy ny "izaho, izaho", fatra-pilaza tena raha miresaka Mitompo teny fantatra Mandidididy [1.1]
|
Explications en français | Parler toujours en son nom, alors qu'il faudrait parler au nom
de plusieurs, se mettre toujours en avant, s'attribuer le mérite,
la prééminence, le principal rôle. [1.3]
|
| Se mettre toujours en avant, s'attribuer [...] [texte complet dans 1.5]
|
Exemples | Vokatr' izany, dia olona miavona, mirehareha, mizahozaho, manao tsinontsinona ny namany, izany no saika hita hatraiza hatraiza.
[1.317]
|
Morphologie |
Présent : |
mizahozaho |
Passé : |
nizahozaho |
Futur : |
hizahozaho |
Impératif : |
mizahozahoa |
|
|