| Entrée (1/2) | 1 moana | 
| Partie du discours | 2 adjectif | 
| Explications en malgache | 3   Enti-milaza olona tsy afaka miteny, tsy mamoa-peo hiteny: Tsy moana hatrany an-kibon-dreniny akory izy fa nisy loza tampoka nahazo azy ka veriny tamin' izay ny fitenenana Tsy mamaly, tsy miteny tsy mivolana: Nanontaniana izy, nefa tsy niloa-peo fa moana fotsiny tao [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   mute; dumb, unable to speak [1.7] | 
| Explications en français | 5   muet [1.8] 6 silencieux [1.196] | 
| Exemples | 7   moana io vehivavy io.
[2.606#] 8 sady moana no marenina aho! [2.270#] 9 Nony tsy nifankahazo dia nanao baiko moana aho. [2.643#] | 
| Dérivés | 
 | 
| Tous les mots composés | 11 5 combinaisons de ce mot | 
| Vocabulaire | 12 Santé | 
| Proverbes | 13 Proverbes contenant ce mot | 
| Article | 14 Randzavola: moana ao amin' ny Baiboly (=> aretina) | 
| Entrée (2/2) | 15 moana | 
| Partie du discours | 16 nom | 
| Explications en français | 17   Non retrouvé. Voir hazomoana. [1.196] | 
| Vocabulaire | 18 Botanique | 
| Autres orthographes | 19 moany, moano | 
| Anagrammes | 20 Amona, 21 manao, 22 manoa, 23 Maona, maona, 24 moana, 25 omana, 26 Onama | 
| Mis à jour le 2025/10/18 |   |