|
|
|
|

Teny iditra1 moka
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Karazam-bibikely manidina mpitsentsitra ra ka mahatonga na mamindra aretina, toy ny tazo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a mosquito [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 moustique [1.8]
6 moka, moky: moustique [1.13]
Voambolana  7 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Kamban-teny rehetra  8Fikambanana 10 amin' io teny io
Ohabolana  9 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  10 kamo, 11 koma, 12 mako, 13 moka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02