| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra (1/3) | 1 mondry | 
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
3 Tsy misy rantsana intsony fa levon' ny aretina, toy ny habokana: Olona mondry no ampandraisinao zavatra ka hahay ? [1.1] | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
4 main de lépreux dont les doigts sont tombés [1.196] | 
| Sampanteny | 
  | 
| Kamban-teny rehetra | 13fafani-mondry | 
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io | 
| Teny iditra (2/3) | 15 mondry | 
| Sokajin-teny | 16 anarana | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
17 regain [Tankarana]
 [1.19] | 
| Teny iditra (3/3) | 18 mondry | 
| Sokajin-teny | 19 anarana | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
20 bombyx [Tankarana]
 [1.19] | 
| Voambolana | 21 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina 22 Toe-karena: zaitra | 
| Teny nalaina | 23 Soratra misy io teny io | 
| Fivaditsoratra | 24 mindro, 25 mondry | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 | 
 |