| Entrée | 1 mpamerin-drà | 
| Mots élémentaires | 2 mpamerina, 3 ra | 
| Partie du discours | 4 locution | 
| Explications en malgache | 5   [mpamerindra]
 Anarana omena ny lalandra izay mamerina ny ra avy namelona ny tena rehetra ho any amin' ny fo; raha mpamerin-dra no tapaka, dia ra mena mainty no mivoaka ary manorika ny ra (antsoina koa amin' ny anarany frantsay nogasina hoe vena) [1.1] | 
| Vocabulaire | 6 Biologie | 
| Analogues | 7 mpanelira | 
| Mis à jour le 2025/10/11 |   |