Entrée |
mpampivelona
(velona)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Vehivavy mpampiteraka ny vehivavy bevohoka tonga andro [1.1]
|
Explications en anglais | A midwife [1.7]
|
Explications en français | Sage-femme [1.8, 1.13, 1.5]
|
| (toute l'île) (de velona : vivant). Matrone ou sage-femme soignant les femmes en couche. Elle utilise toujours en bains de vapeurs diverses essences et résines destinées à créer une atmosphère chaude et, si possible exempte de germes pathogènes.
[1.196]
|
Exemples |
1 | Villette dia nanomana ireo ho mpampivelona ka nisy trano fiterahana naorina.
[2.113]
|
2 | ambin' ny folo taona taty aoriana, ny telo lahy dokotera, ny vavy anankiroa mpampivelona.
[2.356]
|
3 | fa ny Fariseo tsy nety nanaiky ny Jentilisa ho namany, ary nandrara ny vehivavy mpampivelona jiosy tsy hampivelona Jentilisa, na dia tokony hahafaty azy aza ny tsy hamonjeny ny vehivavy toy izany.
[1.38]
|
|
Vocabulaire |
Proverbes |
|