|
|
|
|

Entrée1  mpanangona
Partie du discours  2  nom
Radical  3  angona
Explications en malgache  4  [1.13] mpamory
Explications en français  5  [1.13] collecteur
Exemples  6  [2.285] Toy izany koa ny fahamarinana, fa ny tain' omby voavadika aza tsy misy mpanangona.
7  [2.470] Mpanangona ho an' ny mpanangom-bokatra no anton-draharahany ankoatra ny asa an-tsaha;
8  [2.499] Io ilay Rabery sady mpivarotr' enta-madinika no mpanangona ny vokatry ny tany no mpaka sary tao Farafangana.
Tous les mots composés 

Anagrammes  10 mpanangona, 11 mpanongana

Mis à jour le 2025/09/12