|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mpanazava |
| Fototeny | 2zava |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 celui qui éclaire [1.3#870] |
| Ohatra |
5 Masoandro sy volana mpanazava izay maizina.
[2.245#]
6 Kanefa misaotra an' Andriamanitra izahay fa tsy maty masoandro mpanazava, tsy resy andrianombana, tsy folak' andry niankinana, ary tsy toro vato fandiavana. [2.587#] |
| Kamban-teny rehetra | 7visy mpanazava |
| Teny iditra (2/2) | 8 Mpanazava |
| Sokajin-teny | 9 anarana (fikambanana) |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 Éclaireuses et Éclaireurs Unionistes [3.1] |
| Voambolana | 11 Fikambanana |
| Fivaditsoratra | 12 mpanazava, Mpanazava |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|