| Entrée | 1 mpanondrana | 
| Radical | 2 ondrana | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   [1.1] | 
| Explications en français | 5   exportateur, exportatrice [1.66.fr#391] | 
| Exemples | 6   Indray andro, dia tazany teny an-dranomasina sambo mpanondrana andevo avy any New-York (Amerika.
[2.113#18] 7 Vola be mampilendalenda toy izany ve tsy ho sarotra ny hisakana ny mpitrandraka ala sy ny mpanondrana tsy ho mamba noana. [4.27#2012/05/24] 8 Na ny rano anondrahana ny hazo volena ao aza, tovozina any amin'ny roapolo kilometatra, ary nefa amin'izao fotoana izao dia efa anisan'ny mpanondrana voasary any ivelan'ny taniny Isiraely! [2.503#38] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |