|
|
|
|

Teny iditra1  mpanoritra
Fototeny  2 soritra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Sokajin-teny enti-manoritra na manavaka ny anarana. Misy karazany efatra ny mpanoritra, dia -- ny mpanoritra tsotra (ny trano), -- ny mpanoritra manondro (very ity vary), -- ny mpanoritra anaran-tsamirery (Faly i Bozy), -- ary ny mpanoritra zavatra efa fantatra (tonga ilay vahiny)
5 (Ny sokajin-teny miisa 11 amin' ny teny malagasy) [1.1]
6 sokajin-teny entina manavaka ny anarana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  7 article [1.13, 1.5]
Ohatra  8  Ao amin' ny ohatra hatramin' ny dia ampiasaina ny mpanoritra be entina ilazana ny halehibehin' ilay zavatra tenenina [1.519#]
Voambolana  9  Haiteny
Kamban-teny rehetra  10 famantarana mpanoritra
Tsanganana sy sary iray takila  11  Ny mpanoritra rehetra

Fivaditsoratra  12 mpanirotra, mpanoritra

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08