|
|
|
|

Entrée1  mpianatra
Partie du discours  2  nom
Radical  3  anatra
Explications en malgache  4  [1.1] Antokon' olona mitady fahaizana na mampitombo fahalalana eo ambany fitarihana mpanoro atao hoe mpampianatra
Explications en anglais  5  [1.7] a pupil, a student
Explications en français  6  [1.3, 1.8] étudiant, élève
7  [1.3] disciple, imitateur
Exemples  8  [2.332#] Nisy fifidianana mpianatra halefa any an-dafy hitsangatsangana, amin' ny vakansy faran' ny taona.
9  [2.649#] Andrianaivoravelona, ary Rainizafy, hanadina ny mpianatra, Kilasin' Andriamanamizao sy Ramahandry.
Tous les mots composés 
Vocabulaire  12  Education
Proverbes  13  Proverbes contenant le mot mpianatra
Article  14  Randzavola: mpianatra ao amin' ny Baiboly

Anagrammes  15 mañapatry, 16 manapitra, 17 mpanaitra, 18 mpianatra, 19 mpiatrana

Mis à jour le 2025/09/12