|
|
|
|

Entrée1  mpinamana
Partie du discours  2  nom
Radical  3  namana
Exemples  4  [2.4] Teto anefa, asa marina izahay na nifampitondra toy ny mpianadahy, na toy ny mpinamana fotsiny, na toy ny mpiara-mianatra.
5  [2.472] Ny tena kely nifanipazana tetsy sy teroa anefa, ny bitsibitsiky ny mpinamana, ny tohotsofin' izay vitsy nifampatoky, dia samy naneho izany avokoa.
Morphologie 
6  Simple :

Anagrammes  7 mampañina, 8 mampinana, 9 manampina, 10 mpanamina, 11 mpinamana

Mis à jour le 2025/09/10