Entrée |
nanomboka > manomboka
(tomboka)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Manao ny fiandohany: Tamin' ny valo aho no nanomboka ny entimodiko Manao voalohany: Iza no nanomboka ady taminareo roa lahy Miandoha, tonga ny fiandohany: Manomboka sahady lahy ny fahavaratra
[1.1]
|
Exemples |
1 | manomboka izao ankehitriny izao ialahy, izao dia izao, dia any alatrano ialahy no matory.
[2.470]
|
2 | Amin' ny fito no manomboka ny asa, dia mijanona amin' ny iray.
[2.472]
|
|
Morphologie |
Présent : |
manomboka |
Passé : |
nanomboka |
Futur : |
hanomboka |
Impératif : |
manombòha |
|
|
Entrée |
nanomboka > manomboka
(tomboka)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Manisy marika amin' ny vy mahamay, mitetika: Misy olona manomboka ny tarehiny any Afrika [1.1]
|
Morphologie |
Présent : |
manomboka |
Passé : |
nanomboka |
Futur : |
hanomboka |
Impératif : |
manomboha |
|
|