| Entrée | 1 ndriako | 
| Partie du discours | 2 pronom [Liste complète] | 
| Explications en malgache | 3   Mpisolo anarana misolo olona ifampiantsoan' ny samy vehivavy ny namany, mitovy hevitra amin' ny "ianao", saingy milaza fifankazarana lehibe: Ho aiza indry rahariva? (jereo Indry sy indriako) [1.1] | 
| Synonymes | 4 ndry | 
| Tableaux et planches | 5   Tous les pronoms | 
| Anagrammes | 6 Kidrona, 7 kondray, 8 ndriako, 9 ondrika | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |