|
|
|
|

Entrée1  nendra
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Aretin-koditra sady mamohehatra no mahafaty haingana: mafana, mangotrakotraka izay voany, dia mipoitra hatina mandoaka sy mangirifiry eran' ny tena.
4  [1.13] areti-mifindra ary mamela holatra raha tsy voatsabo
Explications en anglais  5  [1.2] the small-pox. See kiria, lavira. [swa. Ndui.]
6  [1.7] smallpox
Explications en français  7  [1.54] petite vérole, variole
8  [1.8, 1.13] variole
Exemples  9  [2.472#] Araka ny filazan' ireo razambeny avy dia ny nendra no aretina nandripaka fahiny.
Tous les mots composés 
Vocabulaire  19  Santé
Synonymes  20  ky, kiria, lavira
Proverbes  21  Proverbes contenant le mot nendra

Anagrammes  22 ndrañe, 23 nendra

Mis à jour le 2025/09/12