Entrée | nikaragoanina | |
Partie du discours | nom ou adjectif | |
Explications en malgache | Ny firenena tompontany any amin' ny tanin' ny Nikaragoa (Amerika afovoany):
Miteny espaniola ny Nikaragoanina
Ny volamena no harena nikaragoanina voalohany [1.1] | |
Origine | Français: nicaraguayen. | |
Mis à jour le 2020/07/31 |