|
|
|
|

Entrée1  ntaolo
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Ny olona taloha, ny razana: Hita ao amin' ny ohabolana ny fahendren' ny ntaolo
Explications en anglais  4  [1.2] [ny tao aloha (?).] the ancients, the ancestors.
5  [1.7] the men of old, the ancestors
Explications en français  6  [1.8] les anciens, les ancêtres
Exemples  7  [2.245#] Ny Betatoato sy ny Trako dia karazana dihin' ny ntaolo.
8  [1.437#] Inona no hotantarain' ny taranaka rehefa mba ntaolo isika?
9  [2.436#] Manomboka amin' ny kely indrindra ny ntaolo raha mandrefy.
Tous les mots composés 
Proverbes  18  Proverbes contenant le mot ntaolo

Anagrammes  19 ntaolo, 20 tolona

Mis à jour le 2025/09/13