|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  Ohabolana Malagasy
Singan-teny  2 ohatra, 3 volana, 4 malagasy
Sokajin-teny  5  anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana]
Voambolana  6  Haisoratra: boky
Mpanoratra  7 Rinarasoa Estine
Mpanonta printy  8  Librairie Mixte. 1974. Haavony: 17cm. Ambainy: 12cm. Takila: 328.
Sary 

Teny iditra (2/3)9  Ohabolana malagasy
Sokajin-teny  10  anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  11 nohazay ain' ny Onja (Andriamboavonjy Benjamin Ranaivo) tao amin' ny fampielezam-peo, ary navoakany am-boky nanomboka tamin' ny taona 1960. Tsy voaisa ny ohabolana avy amin' ny foko rehetra voatsiahy ao, fa mahavariana kosa ny fivoasan' ny Onja azy araka ny tantara amam-pomba mety ho takatra. [2.299#10]
Mpanoratra  12 Ny Onja

Teny iditra (3/3)13  Ohabolana malagasy
Sokajin-teny  14  anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana]
Mpanoratra  15 Rasamison Philippe
Mpanonta printy  16  Librairie Mixte. 1982.

Fivaditsoratra  Ohabolana Malagasy, Ohabolana malagasy

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/13