| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra (1/2) | 1 olitra | 
| Sokajin-teny | 2 anarana | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
3 Kankana kely fahita amin' ny hena, nofo efa simba na lo: Feno olitra io hena io fa ario [1.1] | 
| Fanazavàna teny anglisy | 
4 a grub, a small worm. [Malay Ulat.] Comp. kankana. [1.2] 5 a worm [1.7]  | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
6 ver [1.8] | 
| Sampanteny | 
  | 
| Voambolana | 8 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina | 
| Kamban-teny rehetra | 9Fikambanana 5 amin' io teny io | 
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io | 
| Lahatsoratra | 11Randzavola: kankana sy olitra ao amin' ny Baiboly | 
| Teny iditra (2/2) | 12 olitra | 
| Sokajin-teny | 13 anarana | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
14 Areti-nify mandoaka maharary aoka izany, izay noheverin' ny ntaolo fa avy amin' ny fisiana kankana bitika kely mandoaka ny nify: Mararin' ny olitra izy ka tsy nianatra. [1.1] | 
| Fanazavàna teny anglisy | 
15 toothache, which is supposed to be occasioned by a small worm in the tooth [1.2] 16 toothache [1.7]  | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
17 mal aux dent (litéralement ver) [1.54] 18 mal aux dents [1.8]  | 
| Voambolana | 19 Fahasalamana | 
| Kamban-teny rehetra | 20Fikambanana 5 amin' io teny io | 
| Fivaditsoratra | 21 alotry, 22 laotry, 23 liôtra, 24 olitra | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 | 
 |