|
|
|
|

Entrée1  olo-masina
Partie du discours  2  locution
Mots élémentaires  3  olona, masina
Explications en malgache  4  [1.1] olona efamaty nanana fitondran-tena namirapiratra tamin' ny fahamarinana, fahadiovana ary fitiava-namana, ka natsangan' ny Eglizy ho fakan-tahaky ny kristianina katolika eran-tany
Exemples  5  [2.48] Ny fanafody, nambara ny Ranakandriana taloha, sy ny olomasina tsindriany Ranakandriana no milaza izany amy ny ntaolo taloha:
6  [2.296#] Fa loa-bolana izy, toa an' ilay Augustin' sady olomasina namirapiratra no ngezalahy indrindra angamba amin' ny mpandinika hoe: "Nataonao ho anao izahay, ry Tompo.
Tous les mots composés 

Anagrammes  8 alomanosy, 9 olo-masina

Mis à jour le 2025/09/12