Entrée | omby malia | |
Mots élémentaires | omby ; malia | |
Partie du discours | locution | |
Explications en malgache | Omby ompiana tsy mba tazonina am-bala fa avela hiraoka an-kijana izay mazàna any amin'ny faritry ny aty ala [1.62] | |
Exemples | Omby malia fatratra ny filohany, ary nanandrify ahy.
[2.643] | |
Mis à jour le 2023/06/19 |