|
|
|
|

Entrée1  organina
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fitambaran-tsela mitovy izay miforona ho taova ao anatin' ny tenan' ny olombelona na ny biby, ary na dia ny zavamaniry ana, izay manatontosa asa iray: Ny vavony no organa misahana ny fandevonan-kanina ~ Ny voany no organa fampitomboana ny zavamaniry
Vocabulaire  4  Biologie
Autres orthographes  5  organa

Anagrammes  6 angarino, 7 angarony, 8 angoriña, 9 aringano, 10 organina, 11 rangoina

Mis à jour le 2025/09/12