|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 osaosa |
| Fototeny | 2 osa |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 duplicatif diminutif.
[1.3] |
| Ohatra |
5 Fa raha osaosa kosa ny ondry aman'osy, dia tsy mba napetrany teo ireny; ka dia ny osaosa no an'i Labana, fa ny matanjaka kosa no an'i Jakoba
[2.996]
|
| Tsipelina hafa | 6 ososa |
| Teny iditra (2/2) | 7 osaosa |
| Sokajin-teny | 8 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 (toute l'île) (de osa : faible, sans énergie). On écrit aussi par erreur osiosy. Nom des herbes dont les tiges sont courbées ras de terre et radicantes à la base. Surtout, d'après Bosser, Echinochloa crus-galli (L.) P. Beauv. (Poaceae). Bonne espèce fourragère..
[1.196] |
| Voambolana | 10 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 11 asosao, 12 osaosa, 13 saosao, 14 soasoa |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/11 |
|