| Entrée | 1 otazana | 
| Radical | 2 oty | 
| Partie du discours | 3 verbe passif | 
| Explications en malgache | 4   Tapahina hiala amin' ny taho: Otazo ireo voankazo ireo fa efa masaka [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   to be picked, (of fruit or flowers) [1.7] | 
| Explications en français | 6   qu'on cueille; qu'on sèvre [1.8] | 
| Exemples | 7   Ary aza otazana avokoa ny eo amin'ny sahanao, ary aza tsimponina izay latsaka eo amin'ny sahanao
[2.996] | 
| Morphologie | 
 | 
| Dérivés | 
 | 
| Autres orthographes | 13 otoazana, toazana | 
| Anagrammes | 14 atazona, 15 otazana, 16 toazana | 
| Mis à jour le 2025/09/19 |   |