|
|
|
|

Entrée1  oteka
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.78] tsoka (anaty taolana): Ataovo soa ny fanondro tsa ho rekitsa añaty taolaña ao sy mañala oteka añao (Tandremo tsara ny tondro tsy ho raikitra anaty taolana ao raha maka tsoka ianao) [Betsileo]

Anagrammes  4 aketo, 5 atoke, 6 etoka, 7 otake, 8 oteka, 9 takeo, 10 Tekoa

Mis à jour le 2025/09/12