Entrée | otronina (otrona) | ||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||
Explications en malgache | Fihinina amin' ny sandry roa mifandray tanana: Azonao otronina va io vatan-kazo io Iarahana mba ho fanajana sy fanomezam-boninahitra: Notronin' ny vahoaka ny filohan' ny nosy Hodidinina: Notronin' ny fianakaviany izy tamin' izy hiondrana ho any am-pita [1.1] | ||||||||
Explications en anglais | To be escorted [1.7] | ||||||||
Explications en français | Qu'on escorte [1.8] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Proverbes | Proverbes contenant le mot otronina | ||||||||
Anagrammes | anotrony, otronina |
Mis à jour le 2023/01/20 |